Chapelle Barrière Saint
Marc-Eglise FPMA_Orléans
Ankapobeny: Volana Aprily
Tonga ity ny volana Aprily izay hanombohan’ny
convention-tsika sy ny Diocèse.
Tsara izany raha alaina aingana dia aingana ny trano mba
tsy anofàna ny trano anankiroa. Ka noho izany dia kasaina ny hamitàna azy ity mba
hahazoana miditra ao alohan’ny Pentekosta. Ka raha ny faniriana aza dia ny
handeha ao ny 30 Aprily (2013 io).
Izany anefa tsy vitan’olombitsy fa tsara raha
hiarahana fa firaisana no hery ary fitoriana ihany koa ny asa toa itony ka izany
no hanaovana ANTSO AVO ny Kristiana Malagasy rehetra eto ORLÉANS fa mbola be tokoa ny miandry ary
ngeza koa raha jerena akaiky ny hatao rehetra.
Toy izao ary ny andinindiny amin’ny ao:
A)Ny asa vita
-Hatramin’izao
aloha dia ny fanalàna ny Barres transversales
sy ny zavatra nitsangana tao no natao tao ary ny fanariana izany
-Ny atsy amin’ny Sacristie dia efa vita madio ihany ankoatry ny fanaka be.
-Ny atsy amin’ny Sacristie dia efa vita madio ihany ankoatry ny fanaka be.
-Ny
jiro vonjimaika dia efa mipetraka ny néons ary azo alefa koa ilay boules roa.
-Ny
Projecteurs sisa no tsy mbola voarehitra.
-Ny
Autel koa dia efa miverina fa nosaromana fotsiny.
B) Ny Asa miandry
Raha izao aloha dia ny manary ny fako mitosaka
be indray.(dingana2)
1)ASA VAVENTY
Lalandrano
Manao ny tuyau fampidirana ny rano madio.
Manao ny lavaka fanariana rano maloto
Lalanjiro
Fametrahana
ny Tableau Jiro
Mametraka
ny fils amin’ny toerana ilàna azy.
Toilettes
et Mezzanine:
-Fanalàna ny Varavaran’ny
confessionnal.
-Fananganana
tanteraka ny rindrina , ny varavarana
ny Tafony hatao mezzanine etsy ambony.
Mametraka ny tuyau rano maloto
Mametraka ny tuyauterie rano madio.
Manangana ny rindrina arapenitra asiana cloison roa.
Mametraka ny tafony (cloison ihany)
Mametraka ny Bastaing.
Mametraka ny gorodona etsy ambony.
Mametraka ny carrelages
Mametraka arofanina etsy ambony.
2)ASA MADINIKA
Fampirimana ny entana mety hilaina,
Fanalana izay azo atao fako
Fiheverana ny atao @ ireo varavarana miisa 38
Sacristie:
Fametrahana
ny Tableau Jiro
Fanadiovana
ny rindrina
Fametrahana
ny Lambris plafond sy rindrina ao.
Fametrahana
ny lakozia kely.
Fametrahana
ny fanaka sy ny kojakoja ilaina ao.
Salle Fiangonana
Manadio
ny rindrina
Manadio
ny tany ( dingana 1)
Varavarampiangonana
Fanalahidin’ny
Fiangonana
Fanadiovana
sy fametraha ny endriky ny trano.(haingo trano)
Fametrahana
ny Jiro rehetra sy ny Prises isankarazany.
Fampidirana
ny rano
Fanadiovana
(Dingana 2 sy 3 )
Dabilio
sy ny Seza.