Tsidiho matetika ny FaceBook-n'ny FPMA Orléans hahitanao sary sy zavatra hafa.
Alahady 07 Jolay @ 10h30: Alahady famaranana ny Taompianarana 2012-2013 ao @ Chapelle St Marc. Hisy Fandraisana toa ny alahady voalohany amin'io.
Alahady 30 Jona @ 10h : Fanompoam-pivavahana any Montagis @ity Alahady fahadimy ity.
Ny adiresy any Montargis :EPUF (ERF taloha) 7 Villa Bellevue, Montargis
Chapelle :Efa vita izao ny rindrina ao @ trano fidiovana ka manetsika ireo afaka manao ny carrelages
Alahady 23 Jona atoandro 12h30 Barbecue etsy Marcilly en Villette Avy ao @ RPO dia hisy fiarahana fitonoana ataontsika FPMAO.
Vita soa amantsara ny fananterambokatra teto Orléans t@ Asabotsy teo ka isaorana ireo tonga nanonotrona sy nikarakara na ny avy lavitra na ny eto antoerana.
Nafinaritra ny fiarahana ka isaoran an' Andriamanitra hatrany.
Isaorana ireo solontenantsika tany @ sampana SZM t@ Asabotsy 8 Jona lasa teo.
Paf 25€ Adulte & 12€ Etudiants et Enfant
Fihaonana SZM Nasionaly: 08 Jona 2013 @ 9h any Le Rocheton 77000. Efa tonga daholo izao ny commande-n'ny Tiona Solfège ka azo alefa ny Chèques.
Vokatra Melun : 01 Jona ao @ Le Rocheton 77000
Fiangonana manaraka Alahady 02 Jona @ 10h30 ao @ Chapelle St Marc: Alahady voalohan'ny volana hisy fandraisana sy fanefàna ny adidy.
Fisoratana anarana amin'ny Fandraisana anjara @ vokatra 15 Jona.